Tsy facebook irery no RS...
Tamin'ny mbola nisy tolotra akama na facebobaka dia tsy nahagaga raha facebook no tena nampitàna vaovao sy nifaneraserana, fa amin'izao efa mahita internet iray manontolo izao dia tsara ny mahalala fa tsy facebook irery no réseau social...